Teny iditra | lamba rano | |
Singan-teny | lamba ; rano | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] [ lambarano ] Lamba mainty (haingo fa tsy fisaonana) [1.78] | |
Lamba landihazo madini-tenona sady manify saiky kararavina ary nasiana loko manga mainty, ka natao lamba fisaonana [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | [ lambarano ] Toile de Bengale, toile bleue [1.3] | |
Voambolana | Toe-karena: zaitra | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny lamba rano io | |
Fivaditsoratra | lamba rano, lamborana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |